Entry | 1 manome tsifoifoy |
Root | 2 ome |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |