| Entry | 1 manombotomboka |
| Root | 2 tombotomboka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 [Bezanozano] miampanga lainga
[1.78] 5 [Sihanaka] mandainga [1.78] 6 Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|