Entry manolotra (tolotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1]
Explanations in English To run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2]
Morphology 
Present : manolotra
Past : nanolotra
Future : hanolotra
Imperative : manolora
Compound words 

Entry manolotra (tolotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo
Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana
Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1]

Updated on 2023/05/26