Entry |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [1.1]
|
Explanations in English | To cajole; to care for [1.7]
|
Explanations in French | Cajoler, entraîner par des promesses [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manolikoly |
Past : |
nanolikoly |
Future : |
hanolikoly |
Imperative : |
manolikole |
|
Synonyms | |
|
Entry |
manolikoly
(kolikoly (koly))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
|
Explanations in English | To bribe [1.7]
|
Morphology |
Present : |
manolikoly |
Past : |
nanolikoly |
Future : |
hanolikoly |
Imperative : |
manolikole |
|
Synonyms | |
|