Entry manolaka (tolaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1]
Explanations in English To quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2]
Morphology 
Present : manolaka
Past : nanolaka
Future : hanolaka
Imperative : manolaha
Synonyms manolakolaka
Compound words 

Entry manolaka (tolaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [1.1]

Entry manôlaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Manary zaza [1.78]

Entry manolaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Mamosavy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2022/09/05