Entry manohoka (tohoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao
¶ Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]
Morphology 
manohoka
nanohoka
hanohoka
manohofa

Entry manohoka (hohoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany
¶ Mandentika ao anatin'ny fahoriana
¶ Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [Rajemisa 1985]
Morphology 
manohoka
nanohoka
hanohoka
manohofa

Updated on 2020/07/31