Entry (1/2) | 1 manohina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy |
Explanations in English |
4 [1.7] to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments |
Explanations in French |
5 [1.8] opposer, résister |
Examples |
6 [2.643#] Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. 7 [2.424#] Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. |
Root | 8 tohina |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manohìna |
Part of speech | 14 imperative of active verb manohina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3#710] |
Root | 17 tohina |
Anagrams | 18 anohinam, hamoinan, hamonany, hamonian, hanoinam, himaonan, hinomana, hiomanan, homanina, inonaham, mahonina, manohìna, manohina, mihañona, nahainom, namiohan, namohany, niahonam, nianoham, nihaonam, nohanaim |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |