Entry manofa (hofa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [Rajemisa 1985]
English definition to rent, to pay rent for [Hallanger 1973]
French definition louer, payer un loyer [Hallanger 1974]
Morphology 
manofa
nanofa
hanofa
manofà

Entry manofa (hofa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
¶ Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [Rajemisa 1985]

Entry manofà (hofa)
Part of speech imperative of active verb manofa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

2012/06/10