|
|
|
|

Entry (1/5)1  manodina (hodina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
4  Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
5  Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1]
Explanations in English  6  to turn [1.7]
Explanations in French  7  tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8]
Examples  8  Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [2.332]
9  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/5)14  manodina (odina)
Part of speech  15  active verb
Explanations in French  16  faire révolter [1.3#457]
Examples  17  Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [2.356]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Synonyms  22  mampiodina

Entry (3/5)23  manona (hodina)
Part of speech  24  imperative of active verb manodina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#457]
Tables and plates  25  All the active imperatives

Entry (4/5)26  manona (odina)
Part of speech  27  imperative of active verb manodina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#457]
Synonyms  28  mampiodina, mampiodìna
Tables and plates  29  All the active imperatives

Entry (5/5)30  mañodina
Part of speech  31  active verb
Explanations in Malagasy  32  manimba [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  33  amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna, amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna, amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna

Updated on 2023/01/20