Entry | mankamasina (masina (hasina)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mahamasina ~ manamasina | ||||||
Updated on 2023/01/20 |