Entry | 1 mankalalina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao |
Root | 4 lalina |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manalalina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |