Entry mankahery (hery)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1]
Morphology 
Present : mankahery
Past : nankahery
Future : hankahery
Imperative : mankahereza

Updated on 2023/01/20