Entry | 1 manka~ |
Part of speech | 2 prefix [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan-kevitra efatra, eo alohan' ny: 1) fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (ohatra Mankahia) 2) fototeny sasantsasany: "manome" (ohatra Mankahery) 3) fototeny sasantsasany: "manao ho" (ohatra Mankamamy) 4) mpamaritra matoanteny manondro toerana sy ny mpampikambana "amy": "mandeha ho" (ohatra Mankeroa, mankamy) |
Explanations in English |
4 [1.7] prefix used to form transitive verbs, some of which have a causative meaning; used with the locatives to form verbs meaning : to go here, to go there, etc |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 7 manka~, nakam |
Updated on 2020/07/31 |