Entry manjofo (jofo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1]
Morphology 
Present : manjofo
Past : nanjofo
Future : hanjofo
Imperative : manjofoa

Updated on 2023/01/20