Entry manjeny
Part of speech active verb
Examples 
1Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny. [1.264]
2Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244]
3Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277]
4Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895]
Morphology 
Present : manjeny, manjenin', manjenin-, manjenim-
Past : nanjeny, nanjenin', nanjenin-, nanjenim-
Future : hanjeny, hanjenin', hanjenin-, hanjenim-

Anagrams 

Updated on 2020/07/31