Entry manjelatra (jelatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony [1.1]
Explanations in French étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller [1.3]
Morphology 
Present : manjelatra
Past : nanjelatra
Future : hanjelatra
Synonyms jelaka
Compound words 

Updated on 2023/08/11