Entry | 1 manjavozavo |
Root | 2 zavozavo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on voit indistinctement au loin; être vague |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |