Entry (1/2) | 1 manjary |
Root | 2 zary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [1.1] |
Entry (2/2) | 5 manjary |
Root | 6 zary |
Part of speech | 7 active verb |
Explanations in Malagasy |
8 tonga [Tambahoaka, Bara]
[1.78] 9 mahavokatra [Sihanaka] [1.78] 10 lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [Tanala] [1.78] 11 Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry 12 Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano 13 Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [1.1] |
Explanations in English |
14 to become; to turn out well [1.7] |
Explanations in French |
15 devenir, se transformer [1.3#869, 1.8] 16 se changer [1.3#869] 17 pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz. Équivalent de mandrombona (Merina). Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [Betsileo] [1.196] |
Examples |
18 nanjary adala izy (Il est devenu imbécile) [1.3#869] 19 Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang) [1.3#869] 20 Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches) [1.3#869] 21 Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon) [1.3#869] 22 Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin) [1.3#869] 23 nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger) [1.3#869] 24 Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort) [1.3#869] |
Vocabulary |
25 Botany |
Morphology |
|
Antonyms | 30 tsy manjary |
Compound words |
|
Updated on 2023/02/16 |