Entry manjanona (janona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
¶ Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [Rajemisa 1985]
Morphology 
manjanona
nanjanona
hanjanona
manjanòna
Synonyms manajanona

Entry manjanòna (janona)
Part of speech imperative of active verb manjanona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/10/05