Entry | manjaika | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro -- na midaboka mandry -- ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | makajany, manjaika, miakanja, mianjaka |
Updated on 2020/07/31 |