Entry manizina (izina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
¶ Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [Rajemisa 1985]
Morphology 
manizina
nanizina
hanizina
manina

Entry maniz├Čna (izina)
Part of speech imperative of active verb manizina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31