Entry manitsy (hitsy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
¶ Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
¶ Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondran-tenanao lanao
Mitovy hevitra: manao hitsin-dalana ~ manapaka ~ manavatsava ~ mandeha toratady ~ tsy mivilivily [Rajemisa 1985]
French definition dégauchir, redresser, corriger, rectifier [SLP 1986]
Morphology 
manitsy
nanitsy
hanitsy
manitsia
Analogues  manarina
Examples Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [Andraina: Mitaraina, page 170]
Quotes 

Entry manitsy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] mangatsiatsiaka [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mangatsiaka [Rakotosaona 1975]
Synonyms manitsinitsy

Updated on 2013/04/04