Entry manitsaka (hitsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mihosy tanimbary [1.78]
 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
Explanations in English To trample on [1.7]
Explanations in French Fouler aux pieds [1.8]
Examples Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69]
Morphology 
Present : manitsaka
Past : nanitsaka
Future : hanitsaka
Imperative : manitsaha
Compound words 
Proverbs 
Illustrations 

Entry manitsaka (hitsaka)
Part of speech active verb
Explanations in English To disdain [1.7]
Explanations in French Dédaigner [1.8]
Morphology 
Present : manitsaka
Past : nanitsaka
Future : hanitsaka
Imperative : manitsaha

Anagrams 

Updated on 2023/10/27