Entry manitrika (sitrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano] manafina [Rakotosaona 1975]
 [ mañitrika ] [Sihanaka] manafina [Rakotosaona 1975]
 Mandentika: Manitrika ao anaty rano
¶ Manafina: Manitri-bola
¶ Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [Rajemisa 1985]
English definition to dip, to submerge; to dive into water [Hallanger 1973]
French definition plonger ou submerger dans l'eau; plonger
¶ cacher [Hallanger 1974]
Morphology 
manitrika
nanitrika
hanitrika
manitriha
Synonyms manasitrika
Quotes 

Updated on 2013/04/04