|
|
|
|

Entry1  manitatra
Root  2  itatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io
Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny
Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
Explanations in French  5  [1.13] élargir, agrandir, exagérer, étendre
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dramitraho
Proverbs  11  Proverbs containing the word manitatra

Anagrams  12  itantaram, manatitra, manitatra, mitantarà, mitantara, namatitra, nitataram, tantaraim

Updated on 2023/01/20