Entry manirikiry (kirikiry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [Rajemisa 1985]
Morphology 
manirikiry
nanirikiry
hanirikiry
manirikiriza

Entry manirikiry (kirikiry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga ho kirina, manorisory [Rajemisa 1985]
Morphology 
manirikiry
nanirikiry
hanirikiry
manirikiriza
Synonyms manakirikiry

Updated on 2013/04/04