Entry manirery (irery)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [Rajemisa 1985]
   tsy misy namana [SLP: Voambolana]
English definition   to be alone [Hallanger 1973]
French definition   être tout seul [Hallanger 1974]
French definition   esseulé, solitaire [SLP: Voambolana]

Updated on 2012/06/06