Entry maninjitra (hinjitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] [ mañinjitra ] Manalava [1.78]
 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
Explanations in English To stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
Explanations in French Raidir: étendre comme la main [1.8]
Morphology 
Present : maninjitra
Past : naninjitra
Future : haninjitra
Imperative : maninjira
Compound words 

Entry mañinjitra (hinjitra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Manontolo [1.78]
 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Examples Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Updated on 2023/01/20