Entry maningotra (singotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [1.1]
Morphology 
Present : maningotra
Past : naningotra
Future : haningotra
Imperative : maningora
Proverbs 

Updated on 2023/01/05