Entry manimba (simba)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
¶ Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
¶ Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [Rajemisa 1985]
French definition endommager, dégrader, détruire [SLP 1986]
Morphology 
manimba
nanimba
hanimba
manimbà
Examples 
1ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [Andraina: Mitaraina]

Entry manimba (simba)
Part of speech adjective
French definition nocif [SLP 1986]

Entry manimbà (simba)
Part of speech imperative of active verb manimba [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31