Entry | manifika (hifika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | famikina, manifika |
Updated on 2023/01/05 |