Entry mangotraka (hotraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
Mandevy
Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1]
Explanations in English To boil, to be boiling hot. [Vocabulary: Physics]
To be very animated [1.7]
Explanations in French Bouillir, être en ébullition. [Vocabulary: Physics]
être très animé [1.8]
Morphology 
Present : mangotraka
Past : nangotraka
Future : hangotraka
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20