Entry |
manginy > mangy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy [1.1]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
mangy,
mangiko,
manginao,
manginy,
mangintsika,
manginay,
manginareo,
mangin',
mangin-,
mangim- |
|
Other spellings |
|
Entry |
manginy > mangy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena [1.1]
|
| tombony
[1.13]
|
Explanations in French | Accessoires; surplus, excédents [1.13]
|
Morphology |
Simple : |
mangy,
mangiko,
manginao,
manginy,
mangintsika,
manginay,
manginareo,
mangin',
mangin-,
mangim- |
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
manginy > mangy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tanala]
(sens général : surplus, supplément à une récolte).
Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire.
Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et
Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335.
Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal.
[1.196]
|
Scientific name | Symphonia microphylla, Symphonia tanalensis |
Vocabulary |
|
Entry |
manginy > mangina
(gina)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Manirery [1.78]
|
| Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany [1.1]
|
Explanations in English | To be silent [1.2, 1.7]
|
| Solitary, quiet [1.7]
|
Explanations in French | Garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux [1.3]
|
| Silencieux; solitaire [1.8]
|
Examples |
1 | Dia mangina ilay zaza.
[2.606]
|
2 | Mangina fa avelako eto ity.
[2.117]
|
3 | Mangina no mety, rey olona.
[2.528]
|
4 | Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana.
[2.245]
|
|
Compound words |
|
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry |
manginy > mangina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina, Tanala]
(de hina : entente, accord tacite).
Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae).
L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps.
On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer
[1.196]
|
Scientific name | Gymnosporia divaricata |
Vocabulary |
|