Entry mangintsy (hintsy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy
¶ Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy
¶ Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [Rajemisa 1985]
Morphology 
mangintsy
nangintsy
hangintsy
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31