| Entry | 1 mangilikitike |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 manitikitika, mampihomehy, manibokibo: K'aja mangilikitika ñ'moaña sandra mahita loja (aza manitikitika ny olona moana sao mahita loza)
[Tanala]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|