Entry | 1 mangidy hoditra |
Elementary words | 2 mangidy, hoditra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina |
Explanations in English |
5 [1.7] unpopular |
Explanations in French |
6 [1.8] impopulaire |
Antonyms | 7 mamyhoditra |
Updated on 2023/06/17 |