Entry mangidihidy (hidihidy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely
¶ Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro [Rajemisa 1985]
English definition to be itchy; to want to do something [Hallanger 1973]
French definition avoir des démangeaisons; avoir envie de [Hallanger 1974]
Morphology 
mangidihidy
nangidihidy
hangidihidy
Quotes 

Updated on 2012/06/02