|
|
|
|

Entry1  mangeboka (geboka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka ny volako izy [1.1]
4  Mandany [1.1]
Explanations in French  5  Gober, retenir, prendre pour soi [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20