Entry mangavoka (havoka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon' ise izany, ry Naivo, fa' ndeha sasao [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31