Entry | mangarom-bilany | |
Elementary words | mangarona ; vilany | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy) [1.1] | |
Updated on 2023/06/17 |