Entry mangarom-bilany
Elementary words mangarona ; vilany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy) [1.1]

Updated on 2023/06/17