Entry | 1 mangarom-biby an-davaka |
Elementary words | 2 mangarona, biby, lavaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitady loza izay tsy tokony ho avy akory misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana |
Analogs | 5 saka matory ka alam-bolombava |
Updated on 2023/06/16 |