Entry mangaro (haro)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mampifangaro [Rakotosaona 1975]
 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany!
¶ Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko
¶ Mamaho [Rajemisa 1985]
English definition to mix, to mingle, to jumble up. [Richardson 1885]
 to mix, to stir [Hallanger 1973]
French definition mélanger, remuer [Hallanger 1974]
Morphology 
mangaro
nangaro
hangaro
mangaroa

Entry mangaro (haro)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mihady [Rakotosaona 1975]

Updated on 2012/05/31