Entry mangaka (haka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
Explanations in English Light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]
Compound words 

Entry manka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
Explanations in French Fêlure, fêlé [1.13]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20