Entry manevokevoka (evokevoka (evoka))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1]
Examples Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59]

Updated on 2023/02/26