Entry manesy (sesy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray [1.1]
Morphology 
Present : manesy
Past : nanesy
Future : hanesy
Imperative : manese

Entry manesy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Manolotra [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05