Entry | mañereñere | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Madio, tony (lanitra), very saina, very hevitra: Tsa hitany koa izay hatsony fa mañereñere mady eo i (Tsy hitany intsony izay hataony fa very hevitra fotsiny eo izy) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |