Entry | manentohento (hentohento) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao izay hisentoana, hitarainana Manao lafo loatra, mivaro-bolony [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Faire soupirer, faire gémir Surfaire le prix [1.3] | ||||||||
Examples | Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e!
[2.528] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |