|
|
|
|

Entry1  manendrika
Root  2  endrika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny
Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany
Explanations in English  5  [1.7] to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition
Explanations in French  6  [1.8] embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de
Examples  7  ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324]
8  manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word manendrika

Anagrams  14  manendraky, manendrika

Updated on 2020/07/31