Entry manendaka (endaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [Rajemisa 1985]
English definition to flay, to peel off [Hallanger 1973]
French definition écorcher, dépouiller [Hallanger 1974]
Morphology 
manendaka
nanendaka
hanendaka
manendaha

Updated on 2012/05/29